Serana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidify tsy hita taratra intsony
Nandalo vetivety toy ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha vavjtq ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay difsel hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza tononkira.serasera.org no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia ppqelwn noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
Nandalo vetivety toy ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha vavjtq ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay difsel hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza tononkira.serasera.org no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia ppqelwn noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 16031
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 04/12/2006 22:36
