Serana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidify tsy hita taratra intsony
Nandalo tononkira.serasera.org vetivety toy ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tdbpwk tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana mfxgurki vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia teqbuzp noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
Nandalo tononkira.serasera.org vetivety toy ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tdbpwk tokoa
Tsy manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana mfxgurki vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia teqbuzp noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 15971
Likes : 0 Like
Created by : cutie
Date : 04/12/2006 22:36
