Ampidiro aloha ny tenimiafina
Serana (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidify tsy hita taratra intsony
Nandalo vetivety toy tononkira.serasera.org ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona zwqgpgt ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana ozoflxcf tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy eykmp manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
Nandalo vetivety toy tononkira.serasera.org ny tsy teo
Ny entana nentiny aza nafoiny
Hivalona zwqgpgt ve sa mbola hitohy
Ny anganontsika roa
Toa fohy fa nanohina ny fo
Toa fohy fa nampifoha ny masoandroko
Tsiriry mandalo lavitra akany aho
Mitety farihy havoana ozoflxcf tsy teo
Tsiriry manjohy fodiana tokoa
Tsy eykmp manana akany an-tananao
Tonga nampangovitra
Ilay hafanana kely teo
Ilay fo niniana tsy hangina
Tsy naloam-peo
Fa sara-namana vao hitany
Tojo fitia
Nampifanatona ny fontsika roa
Fitia mandalo nefa moa nifoha
Iza no tsy nahalala
Antsika roa nisara-dia
F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny
Zary fitia mitondra ratra nitamberina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 15972
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 04/12/2006 22:36
