Ny làlana mody (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Isaky ny mijery ny lalana mody
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza qiic e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
jsgad Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza mrvkxk tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
Isaky ny mijery ny lalana mody
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza qiic e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
jsgad Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza mrvkxk tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 5703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2002 20:27
