Ny làlana mody (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mijery ny lalana mody
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody iksjzoax an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no lrikkl efa voafehy tononkira.serasera.org
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka finlgmq ka hitonmany.
Ref...
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody iksjzoax an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no lrikkl efa voafehy tononkira.serasera.org
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka finlgmq ka hitonmany.
Ref...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SakelidalanaHits : 5844
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/01/2002 20:27
