Masoandron'ny fitia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nirotsaka tsy satry ny tomany,
Dona-tsetroka mijofo any ho tononkira.serasera.org any,
No nilaza f'efa lao, ka handao ahy ianao,
Nikopak'elatra any an-danitra vaovao..
Alina mitsilopy, manjopika
Mitanisa izany nofy niainantsika,
Mampanembonembona ahy amin'ny andon'ny tsiahy
Mampangolika fo sy fanahy...
Taitra teo aho fa nandre feonao mihomehy,
Reko mamiravira wrjslm fo voarotsina hira,
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao,
Ando tsaran'ny maraina no anao!
Fa ny ahy ho vonoiko ny tsiahy,
Hosoloiko hirahira ohtgvuks tsy hampanahy,
F’efa iry mipoitra iry, ilay masoandron'ny fitia,
Manafàna izany foko mba minia
Tonony : Lova wsnev Rajaofara
Feony : Albert Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 6200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:21