Tany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy fctcub ny hiafaràny.
Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…
Fa mbola hafa lavitra noho izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no xjcmmuy hany làlana...
Tsisy fiafaràny!
Tsisy manontany....
Heverina hoe indray andro any tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?
Tsisy manontany....
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : oencwl Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 3860
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:26