Tany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
knayk Miodina ihany,
Mihodina tsy heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy ny hiafaràny.
Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…
Fa mbola hafa lavitra noho fwnvra izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!
Tsisy manontany....
Heverina hoe indray andro any tononkira.serasera.org tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka cxqmdfx izany,
Sa hiodina foana?
Tsisy manontany....
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 3721
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:26