Tany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy tononkira.serasera.org fantatra mihitsy ny hiafaràny.
Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…
Fa mbola hafa lavitra noho izany no sainitsainin'ny ety
Toa vajfrme nofinofy ioonilhw ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!
Tsisy manontany....
Heverina hoe joojslh indray andro any tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?
Tsisy manontany....
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 3767
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:26