Tany (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy ny hiafaràny.

Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy dash izany…

Fa mbola hafa lavitra noho izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!

Tsisy krae manontany....

Heverina hoe indray andro any tsy tononkira.serasera.org hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?

Tsisy manontany....


Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara bddxvt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 3766
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:26
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105