Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô raiso ny fiderana fanatitra ysnfdrx ankasitrhana
Jesosy ô raiso ny fiderana toy imsgqxdo ny hanitra sarobidy ho anao

Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy kivbr ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)

Jesosy ô…

Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao

{interlude}

jesosy ô…

nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny tononkira.serasera.org fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)

jesosy ô…

Anao ny dera…(2fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 12030
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 16:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131