Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô rzvg raiso ny fiderana fanatitra ankasitrhana
Jesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo iqonhjne izao (izao tononkira.serasera.org tontolo izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana dmazenv (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 12190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 08/11/2007 16:12