Rija Rasolondraibe

Nampiditra alexsandra
11/12/2004 09:44
Hiran'i Rija Rasolondraibe 89 Jereo eto
Vangy : 47359
Mpankafy : 4 Ankafizo
i rija rasolondraibe dia mpihira fantadaza erantany izy dia mipetraka any suisse ao @region chaud de fond
izy dia manambady amanjaka
maro amintsika tokoa no nahalala azy ta@
hira hoe tsy hanadino anao nefa ankahitriny izy
niova fo ka lasa mpanompo mahafatra_po an'ilay andriamanitra be fitiavana
isaorana anie izy izay nahary antsika

Hevitra momba an'i Rija Rasolondraibe

Randriamirado (23/09/2002 22:17)
RIJA Rasolondraibe dia mpihira nitsidika tao anatin'ny fifaninana Top 16 ary anisan'ny nahafantarana azy tamin'izany ny hira hoe "FANDRESENA".
Ankehitriny kosa anefa dia efa anisan'ny mpanakanto mitory ny fitiavan'Andriamanitra izy. Tao aorian'ny nandraisany an'i Jeso ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany. Anisan'ny hira nahafantarana azy voalohany ilay hira hoe "Namako", narahin'ny "Andriamanitray" sy ny maro hafa.
Anisan'ny làlana tsara no nosafidiny, koa manasa anao koa mba handray fanapahan-kevitra amin'ny fanarahana dia an'i Jesosy. fa tsy hanenenao.
TSARA ANDRIAMANITRA

Hiran'i Rija Rasolondraibe (89)

© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0116