Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô raiso ny fiderana fanatitra ankasitrhana
Jesosy ô raiso ny fiderana toy xekx ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo tononkira.serasera.org leemz izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny uyspm famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)
Jesosy ô raiso ny fiderana toy xekx ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo tononkira.serasera.org leemz izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny uyspm famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 12192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 16:12
