You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

AFAKA AHO (Rija Rasolondraibe)

AFAK’AHO
Afak’aho (2)
Afaka ny gadrako e !
Lasa olombaovao
Karazany hafa mihitsy
Karazany hafa miha-mahitsy anie aho e!
Voavonjy aho (2)
Nariany hoy aho ny fahotako e
Azoko ny lanitra
Asaramanitra
Lasa zanak’Andriamanitra aho e !

Tsy hiverin-dalana intsony aho e!!
Fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e!!
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira ee !!

Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy e e!!! (2)
No nosoratany,nosoratany
Nosoratany ny anaratononkira.serasera.orgko

Afak’aho (2)
Afaka ny gadrako e!
Lasa olombaovao
Karazany hafa mihitsy
Karazany hafa miha-mahitsy anie aho e!
Mpandresy aho(2)
Jesosy kely aho no tonga aty e!!
Na kely aza aho dia kristy
Masoivohony aho ny aty
Mora fantatra raha mahay mitia e!

Tsy hiverin-dalana mihintsiny aho e!!!
Fa ny Fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e!!!
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira e!!!

Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy ee!!!(2)
No nosoratany,nosoratany
Nosoratany ny anarako

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 14575
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : lazax
Tamin'ny : 07/02/2013 12:30:23
ID : 6272

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo