You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

Antsoantso (Rija Rasolondraibe)

Maro ireo efa nandà ny fanasana
Niantso azy ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no nilaza hoe
Hamaly ny antso fa fifaliam-be

Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso anie aho satria
Mamy loatra Tsiky dia ampyhoy aho ny miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho raha ho any koa ianao

Hevitra mandeha

new_rff2020 (12/05/2020 10:43:40)

Tsara ny Tompo!!!!!!!!!

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 3643
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : elnintest
Tamin'ny : 14/11/2016 19:19:22
ID : 8951

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo