Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô raiso jzqqqg ny fiderana fanatitra ankasitrhana
Jesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo ocou izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie tononkira.serasera.org Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)
ftwxi
Jesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo ocou izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie tononkira.serasera.org Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)
ftwxi
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 12032
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 08/11/2007 16:12
