Ombay mitady (Akohoko ko) (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao mba tsinjotsinjonareo any i Kala mara ombao mitady
Fotsim-bary nomeko azy taninkeo ireo jerevo fa tsy lany.
Ny alina hilatsaka mhqcxz izy mbola tsy mipoitra ihany
Aza hitako efa masaka, tsara tetika any ho any.
Refrain:
Iny no hany tokako iny tsa mba tahaky ny anareo
Tsy ela dia hikotrika izy iny dia izao ve no miseho kokoko
Hatrizay tsy nisy olana, teo foana izy isan'andro
Fahavaratra manorana aza izy mitakoko ambody gavo.
Kokokooooo ko ko ko a
Kokokooooo ko ko ko ô
Nantenaiko hampamiratra ny ho avy
F'iny no voalohan-karena
Ny taranany hazahoako omby
Ny omby vavy traktera.
Refrain:
Iny no hany tokako iny tsy mba xdbezdfx tahaky ny anareo

( Hatrizay) tsy duqgg nisy olana, teo foana izy isan'andro

Nisy akama be fiantrana
Nanome ahy ganagana
Fa ny saiko tsy voatana manonofy hoe raha mba teo izao Kala mara.
Tokony efa hamiratra ny ho avy
F'iny no voalohan-karena
Ny taranany hazahoako omby vavy
Folo taona aho miliardera. Koko a koko
Refrain:
(Iny no hany) tokako iny tsy mba tahaky ny anareo
Tsy ela dia hikotrika izy iny dia izao ve no miseho leaza!
( Hatrizay) tsy nisy olana, teo tononkira.serasera.org foana izy isan'andro

Akohoko ko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 1253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 09/05/2024 00:15