Varimbariana (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Varimbariana ianao, sondriana, am-piandrasana azy eo,
Mihira mangina irery, sahirana, mitady ny very.
Ny eritreritrao, midongy te-handeha,
Ny fidoboky tononkira.serasera.org ny fonao misaringotra anazy e, misaringotra anazy e!
Ny fony anefa tsy azony omena, anao, am-piandrasana azy eo
Ianao anefa manantena, fa hilalao, eo akaikikaikiny eo
Ho reraka eo ianao fa meteza hotsaboiko,
Ny Fanahinao tsy ho avelako hanjoko, tsy ho avelako ho feno toloko;
Aiza ao aminao no marary hotsaboiko,
Aiza ao aminao fa tsy avelako ho feno toloko,
Dia tsy rrnnfe ho avelako ho feno toloko,
Fa tsy ho avelako ho feno euvuuytp toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko
Tsy azo ariana; fa na rahoviana;
Izay mitia mbola ho tiana,
Izay mitia mbola ho olzbqe tiana,
Mahita ny miafina any @ Mandrakizay
Tian-Dray e
Seeeeeeee................
Olombelo Ricky “Odiaina” 2006

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 5210
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sanga
Daty : 23/02/2007 19:42