Varimbariana (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jaavxyr Varimbariana ianao, sondriana, am-piandrasana azy eo,
Mihira mangina irery, sahirana, mitady ny very.
Ny eritreritrao, tononkira.serasera.org midongy te-handeha,
Ny fidoboky ny fonao misaringotra anazy e, misaringotra anazy e!
Ny fony anefa tsy nohlrgg azony omena, anao, am-piandrasana azy eo
Ianao anefa manantena, fa hilalao, eo akaikikaikiny eo
Ho reraka eo ianao fa meteza hotsaboiko,
Ny Fanahinao tsy ho avelako hanjoko, tsy iieqrju ho avelako ho feno toloko;
Aiza ao aminao no marary hotsaboiko,
Aiza ao aminao fa tsy avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko,
Fa tsy ho avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko
Tsy azo ariana; fa na rahoviana;
Izay mitia mbola ho tiana,
Izay mitia mbola ho tiana,
Mahita ny miafina any @ Mandrakizay
Tian-Dray e
Seeeeeeee................
Olombelo Ricky “Odiaina” 2006

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 5141
Likes : 1 Like
Created by : sanga
Date : 23/02/2007 19:42