Varimbariana (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Varimbariana ianao, sondriana, am-piandrasana azy eo,
Mihira mangina irery, sahirana, mitady ny very.

Ny eritreritrao, midongy te-handeha,
Ny fidoboky ny fonao misaringotra anazy e, misaringotra anazy e!

Ny fony anefa tsy azony omena, anao, am-piandrasana azy eo
Ianao anefa manantena, tononkira.serasera.org fa hilalao, eo akaikikaikiny eo

Ho reraka eo ianao fa meteza hotsaboiko,
Ny Fanahinao wqytdhki tsy ho avelako hanjoko, tsy ho avelako ho feno toloko;

Aiza ao aminao no marary hotsaboiko,
Aiza ao aminao fa tsy avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko,
Fa tsy ho avelako ho feno toloko,
Dia tsy ho avelako ho feno toloko

Tsy azo ariana; fa na rahoviana;
Izay tzrz mitia mbola ho tiana,
Izay mitia mbola ho tiana,
Mahita ny miafina any @ Mandrakizay
Tian-Dray e
Seeeeeeee................


Olombelo Ricky “Odiaina” 2006
myipptk

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Olombelo Ricky
Visites : 5245
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sanga
Date : 23/02/2007 19:42
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138