Ampahazahoy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny foko qptbkoia mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao zxyjvezw lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao tononkira.serasera.org mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho npicdu fa ho tsarovako
Fa ny foko qptbkoia mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao zxyjvezw lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao tononkira.serasera.org mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho npicdu fa ho tsarovako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 11974
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 26/10/2001 08:10
