Inona no Havaliko ? (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko
Noho ireo soa nataonao ?
Indro efa navotanao
Ny fanahiko Andriamanitra ô

Raha vao mifoha maraina aho
Dia miantefa any Aminao
Ny saiko ka eytlqhzw midera Anao
Mihoby Anao ny fanahiko

Ref :
Midera Anao aho Tompo mtih ô
Fa lehibe ny antranao
Ny momba ahy eo am-pelatananao
Na zava-tsarotra atao
Tsaroako miazona Ianao
Tsy misy haharombaka ahy am-pelatananao

Midera Anao aho Tompo ô
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy olana izay tsy afakao
Tsaroako sambatra aho izao
Satria manana tononkira.serasera.org Anao
Ny fiainako rehetra indro hanjakao

Inona ecvduhr no havalaiko ? ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hantatiana
Vangy : 50
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Theos062
Daty : 24/08/2026 15:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124