Inona no Havaliko ? (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko
Noho ireo soa nataonao ?
Indro efa navotanao
Ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha vao mifoha maraina oacpcbn aho
Dia miantefa any Aminao
Ny saiko ka srjuoam midera Anao
Mihoby Anao ny fanahiko
Ref :
Midera Anao aho tononkira.serasera.org Tompo ô
Fa lehibe ny antranao
Ny momba ahy eo am-pelatananao
Na zava-tsarotra fqxdctil atao
Tsaroako miazona Ianao
Tsy misy haharombaka ahy am-pelatananao
Midera Anao aho Tompo ô
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy olana izay tsy afakao
Tsaroako sambatra aho izao
Satria manana Anao
Ny fiainako rehetra indro hanjakao
Inona no havalaiko ? ...
Noho ireo soa nataonao ?
Indro efa navotanao
Ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha vao mifoha maraina oacpcbn aho
Dia miantefa any Aminao
Ny saiko ka srjuoam midera Anao
Mihoby Anao ny fanahiko
Ref :
Midera Anao aho tononkira.serasera.org Tompo ô
Fa lehibe ny antranao
Ny momba ahy eo am-pelatananao
Na zava-tsarotra fqxdctil atao
Tsaroako miazona Ianao
Tsy misy haharombaka ahy am-pelatananao
Midera Anao aho Tompo ô
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy olana izay tsy afakao
Tsaroako sambatra aho izao
Satria manana Anao
Ny fiainako rehetra indro hanjakao
Inona no havalaiko ? ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 241
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Theos062
Date : 24/08/2026 15:35
