Inona no Havaliko ? (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko
Noho aytsbigj ireo soa nataonao ?
Indro efa navotanao
Ny fanahiko Andriamanitra ô

Raha vao mifoha maraina aho
Dia miantefa any Aminao
Ny saiko ka midera tononkira.serasera.org Anao
Mihoby Anao ny fanahiko

Ref :
Midera Anao aho Tompo ô
Fa lehibe ny antranao
Ny momba ahy eo am-pelatananao
Na zava-tsarotra atao
Tsaroako miazona Ianao
Tsy kxzb misy haharombaka ahy am-pelatananao

Midera Anao aho Tompo ô
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy zmtx olana izay tsy afakao
Tsaroako sambatra aho izao
Satria manana Anao
Ny fiainako rehetra indro hanjakao

Inona no havalaiko ? ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hantatiana
Hits : 243
Likes : 0 Like
Created by : Theos062
Date : 24/08/2026 15:35
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092