taratasy ho anao (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taratasy ho anao
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tononkira.serasera.org tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra fhoiwhss }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola mnagpb hanoratra ho crxxpxc anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky ny ray minitra
REF
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tononkira.serasera.org tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra fhoiwhss }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola mnagpb hanoratra ho crxxpxc anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky ny ray minitra
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 24040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 15/02/2002 18:00
