taratasy ho anao (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taratasy ho anao
isaky ny ray minitra
feno adgr izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry mdxfnt olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no dfgwrj solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky tononkira.serasera.org ny ray minitra
REF
isaky ny ray minitra
feno adgr izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry mdxfnt olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no dfgwrj solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky tononkira.serasera.org ny ray minitra
REF
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 23442
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tsiory
Date : 15/02/2002 18:00
