taratasy ho anao (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taratasy ho anao
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra dhpkqz tononkira.serasera.org }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina utvfttb na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako hgpjc anao
isaky ny ray minitra
REF
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ izao
REF:
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra dhpkqz tononkira.serasera.org }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina utvfttb na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako hgpjc anao
isaky ny ray minitra
REF
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 23443
Likes : 0 Like
Created by : tsiory
Date : 15/02/2002 18:00
