taratasy ho anao (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taratasy ho anao
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba tononkira.serasera.org soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ lwvdoi izao
REF:
manoratra ho anao yfpqbdfa
isaky ny ray minitra fezgafyw }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky ny ray minitra
REF
isaky ny ray minitra
feno izao tontolo izao
ny ranomaintiko aza ritra
nefa izay mba tononkira.serasera.org soratrao
ry olon-tiako feno ditra
dia tsy misy hatram’ lwvdoi izao
REF:
manoratra ho anao yfpqbdfa
isaky ny ray minitra fezgafyw }(2x)
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
mbola hanoratra ho anao
na hangaina na hipitra
ka ny fo anatiko ao aza
avelako hitritra
fa ny rà miboika avy ao
no solon-dranomainty ritra
hanoratako anao
isaky ny ray minitra
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 24125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 15/02/2002 18:00
