Hafatra kely (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako izany
Veloma masina f’indray andro any
Dia mbola hihaona ny tononkira.serasera.org fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray
Ho tonga ho mamy ’zay voankazo handratra
Izay tafasaraka, tonga ho iray
Ary samy hifamoaka wzyig izay ranomaso
Veloma ! dia mandra-pihaona plmwgzhw ampiako masina
Veloma kmidwncm masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina
Ny foko tsy aiza fa eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 5871
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 13:11