Hafatra kely (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako uvczkmso izany
Veloma masina f’indray andro any
Dia mbola hihaona ny fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray
Ho tonga ho mamy ’zay voankazo tononkira.serasera.org handratra
Izay tafasaraka, tonga ho iray
Ary samy hifamoaka izay ranomaso
Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako oczufhk masina
Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina
Ny foko tsy aiza fa rxvo eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 5861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 13:11