Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hafatra kely (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako izany
Veloma masina nhqdmfco f’indray tononkira.serasera.org andro any
Dia mbola hihaona ny fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray
Ho tonga ho mamy ’zay voankazo xlzkohjn handratra
Izay tafasaraka, qlkhi tonga ho iray
Ary samy hifamoaka izay ranomaso
Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina
Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina
Ny foko tsy aiza fa eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KINTANA TELOHits : 5960
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 14/11/2003 13:11