Hafatra kely (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako izany
Veloma masina f’indray andro any
Dia mbola hihaona bthnpv ny fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray

Ho tonga xnwh tononkira.serasera.org ho mamy ’zay voankazo handratra
Izay tafasaraka, tonga ho iray
Ary samy hifamoaka izay ranomaso

Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina
Veloma masina ! ambara-piveriko rmxgvdh hoe mba mangina
Ny foko tsy aiza fa eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KINTANA TELO
Visites : 5958
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 14/11/2003 13:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146