Ambanin'io rahona io (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roy e! Lahy e!
Midona malefaka ny any Ankaratra ô
Manerikerika tsy mitsahatra.
Harivariva any an-tanin’olona
Ka ny sentosento no toa mitolona
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Roy e! Lahy e!
Midona malefaka ny hqurcx any Andringitra
Manjombonjombona vinibinitra
Tsy tsapa ny lalina sy marivo
Fa maika ho danxishu tody amin’ilay Iarivo.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Asakasak’izay tsy miraika
Eny re roy,
F’izahay efa dodona maika
Eny ry tononkira.serasera.org lahy,
Iarivo no akany fodiana
Tsy ho adino na oviana na oviana.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Album: ewfp Nandalo teto ve?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 6854
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 28/01/2002 20:00
