Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita hatreo ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno cjiq tononkira.serasera.org sy mazava
Hisy alglgtp lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo aezgvup izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno cjiq tononkira.serasera.org sy mazava
Hisy alglgtp lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo aezgvup izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
