Izaho tsy te (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary mptpir zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka…
Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina
Na tononkira.serasera.org ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray pggubzp tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, dia ho acog to ny fiadanany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5871
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:39