Izaho tsy te (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra cddsqe xmzbss fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka…
Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia nyriy sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly tononkira.serasera.org feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, dia ho to ny fiadanany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 5792
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 24/02/2002 09:39