Izaho tsy te (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may qohx sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho gdfqxv fanaovana veloma itsy tononkira.serasera.org reniny mangitaka…

Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety znwm mikodia sasak’alin’ny ririnina

Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, dia ho to ny fiadanany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0187