Izaho tsy te (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
etus Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka…

Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa tononkira.serasera.org ka tsy ambinina
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina

Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray svrm tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy lqiulm ZO ’zahay, dia ho to ny fiadanany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141