Aleoko ny ahy (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa maro tokoa
Reo hira tsara tsy afaka am-bavanao e! e! e!
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana eugunbff mba hilalao e! e! e!
    Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy
    Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
    Ka na hira inona no hanana fahatsarana
    Dia aleoko ihany ny fiderana e!

Ref:    Ka ho hiraiko foana e! e! e!
          Ny hira fiderana a! a! a!
          Satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no deraiko
          Nahoana ny fiderana no tsy lalaiko.

Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty hdoiqgp e! e! e!
Hiram-pitia, izay mahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!
    Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy
    Ka tononkira.serasera.org tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
    Ka na hira inona no hanana fahatsarana
    alcif Dia aleoko ihany ny fiderana e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hantatiana
Vangy : 22657
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 13/11/2003 09:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105