Aleoko ny ahy (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa maro tokoa
Reo hira tsara tsy afaka am-bavanao e! e! e!
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mahypuwy mba hilalao e! e! e!
Nefa asa hoy aho, fa mpqp tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana e!
Ref: tononkira.serasera.org Ka ho hiraiko foana e! e! e!
Ny hira fiderana a! a! a!
Satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no mtytuydc deraiko
Nahoana ny fiderana no tsy lalaiko.
Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty e! e! e!
Hiram-pitia, izay mahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!
Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 21764
Likes : 3 Like
Created by : Rajaona
Date : 13/11/2003 09:52