Aleoko ny ahy (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa maro tokoa
Reo hira tsara tsy akuvesp afaka am-bavanao e! e! e!
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mba hilalao e! e! e!
    Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy
    Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
    Ka na hira inona no hanana fahatsarana
    Dia aleoko ihany ny fiderana e!

Ref:    Ka ho hiraiko foana e! e! e!
          Ny hira fiderana a! a! a!
          Satria ilay Tsitoha tononkira.serasera.org mpanao ny tsara no deraiko
      qust     Nahoana ny fiderana no tsy wkvqbh lalaiko.

Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty e! e! e!
Hiram-pitia, izay mahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!
    Nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy
    Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
    Ka na hira inona no hanana fahatsarana
    Dia aleoko ihany ny fiderana e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hantatiana
Vangy : 23087
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 13/11/2003 09:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326