Aleoko ny ahy (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa maro tokoa
Reo hira tsara tsy afaka am-bavanao e! e! e!
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mba hilalao e! e! e!
Nefa asa hoy aho, fa slry tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany tononkira.serasera.org ny fiderana e!
Ref: Ka ho hiraiko foana e! e! e!
Ny hira fiderana a! a! a!
Satria ilay Tsitoha mpanao ny tsara no deraiko
Nahoana ny fiderana no tsy lalaiko.
Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty e! e! e!
Hiram-pitia, izay mahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!
Nefa asa hoy aho, fa tiako hzdeiu ny ahy
fmroquf Ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 23086
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 13/11/2003 09:52