TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no lamba isalorako
Tanjona hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy uolr mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao

Ny bitsikao jbssd ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha azo udaf atao

Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany tononkira.serasera.org rehetra izany
Noho ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 5835
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/11/2003 13:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1287