TSY VOANKAZO AN'ALA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny wxgkupfl anatra tononkira.serasera.org hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy zmib hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny dcfpvmsn maty ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny wxgkupfl anatra tononkira.serasera.org hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy zmib hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny dcfpvmsn maty ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 4811
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 12:47
