TSY VOANKAZO AN'ALA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy rwnqsgho voankazo an’ala
Ka hisy wvhsbrxg mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny tononkira.serasera.org ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga ahyil sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
Ka hisy wvhsbrxg mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny tononkira.serasera.org ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala-nenina
Ka harangaranga ahyil sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 4937
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 12:47
