TSY VOANKAZO AN'ALA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy qmhlt maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono ipxyw fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty tononkira.serasera.org ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra pdbmz
Ka hisy mangidy tsy qmhlt maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono ipxyw fanao ala-nenina
Ka harangaranga sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty tononkira.serasera.org ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra pdbmz
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 4861
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 12:47
