Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sifl Tia anao ny foko izao
Toy ny fonao tononkira.serasera.org tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no xfypllg te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy synersa
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tononkira.serasera.org tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no xfypllg te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy synersa
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12851
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
