Fahazavana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty aizim-pito
Tsy nahita izay haleha
Fa niandry hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho any izahay
Fa te hahita ilay tononkira.serasera.org zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, mamiratra aoka oqjodlzv izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho ahy
Fahazavana ho anao
Fahazavana ho antsika rehetra izao durxbbz igxer
Tsy nahita izay haleha
Fa niandry hazavana
Ka indro sendra famonjena
O ry kintana eny ambony
Mba tariho re ny lalanay
Ianao no hazavana
Mitaratra sy mitarika anay
Ento ho any izahay
Fa te hahita ilay tononkira.serasera.org zazakely
O ry kintan’ny Mpamonjy
Mamiratra, mamiratra aoka oqjodlzv izany
O! Fahazavana
Fahazavana ho ahy
Fahazavana ho anao
Fahazavana ho antsika rehetra izao durxbbz igxer
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jeana luc dera
Daty : 06/03/2003 18:25
