Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita hatreo wmcdk ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hjrfws hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno gzwnm sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana tononkira.serasera.org ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
Sao ianao manantena
Mbola hjrfws hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno gzwnm sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana tononkira.serasera.org ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5847
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
